| Entrée | 1 ady fombo |
| Mots élémentaires | 2 ady, 3 fombo |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 [Bara] ady, ady saritaka
[1.78] 6 [Betsimisaraka] korontana, fifamelezana (bagarre) ady maro hiarahan'olona marobe manao ka mandeha daholo na antsy na tapakazo [1.78] 7 [adifombo] [Tanosy] Adilahy [1.78] 8 [adifombo] adilahy [1.62] 9 fifandonan' olona amin-kevitra na amim-batana noho ny fahatezerana [1.62] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|