Entrée aepyornis
Partie du discours nom
Définition malgache  vorompatrana [Abinal 1888]
Définition française aotrisy malagasy [Rakotonaivo 1993]
Vocabulaire 
Exemples 
1Nitondra fanampim-panazavana toy izany koa ny Paléontologie indrindra ireo biby fantatry ny lovantsofina kanefa efa lany tamingana toy ny Lalomena sy ny Vorombetsifihinana (Aepyornis) mbamin' ny Palynologie na fandinihana ny pollen avy tamin' ny voninkazo ary hita any anaty fotaka sy fompotra any amin' ny heniheny sasany. [Randriamamonjy: Tantara, page 12]
2Fantatra koa fa niara-belona tamin' ireo biby fantatry ny lovantsofina ary efa lany tamingana (toy ny Vorombe Aepyornis sy ny Lalomena) ireny olona ireny ary nihaza sy nihinana ny sasany taminy. [Randriamamonjy: Tantara, page 15]

Mis à jour le 2015/08/12