Entrée afelika (felika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao miolaka, misafelika: Nafeliny tany an-damosina ny tanany nitana rotsakazo ka nanatona tsy nanana ahiahy Ikoto [1.1]
Explications en anglais To be made to turn round upon some one or something. [1.2]
Morphologie 
Présent : afelika, afeliko, afelikao, afeliny, afelitsika, afelikay, afelikareo, afelikan', afelikan-, afelikam-
Passé : nafelika, nafeliko, nafelikao, nafeliny, nafelitsika, nafelikay, nafelikareo, nafelikan', nafelikan-, nafelikam-
Futur : hafelika, hafeliko, hafelikao, hafeliny, hafelitsika, hafelikay, hafelikareo, hafelikan', hafelikan-, hafelikam-
Impératif : afeleho
Synonymes asafelika

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/19