Entrée afiafy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon) [Rajemisa 1985]
   [Sakalava] hazo maniry eny amoron-dranomasina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   [Sakalava] a tree [Richardson 1885]
Définition française   (du malais api-api).
¶  [Betsimisaraka, Tanosy] Avicennia marina (Forsk.) Vierh. (Acanthaceae). Arbre poussant dans l'eau de mer. Réputé médicinal.
¶  [Sakalava] Celtis gomphophylla Baker (Cannabaceae) [Boiteau: Végétaux]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Avicennia marina, Celtis gomphophylla
Synonymes   mantsimpofona
Citations  

2017/11/25