Entrée |
afin > afina
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona:
Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret. [Richardson 1885]
|
| concealment [Hallanger 1973]
|
Traduction française | Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent) [Abinal 1888]
|
Dérivations |
Morphologie |
afina
afiko
afinao
afiny
afintsika
afinay
afinareo
afin'
afin-
afim-
afi-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
afin > afina
(fina)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Traduction anglaise | [Provincial]
Used of that pressed close, as the nose in being blown [Richardson 1885]
|
Morphologie |
afina
afiko
afinao
afiny
afintsika
afinay
afinareo
afin'
afin-
afim-
afi-
| |
nafina
nafiko
nafinao
nafiny
nafintsika
nafinay
nafinareo
nafin'
nafin-
nafim-
nafi-
| |
hafina
hafiko
hafinao
hafiny
hafintsika
hafinay
hafinareo
hafin'
hafin-
hafim-
hafi-
| |
afinao | |
|
|