| Entrée | 1 afindrafindra |
| Radical | 2 findrafindra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Allégation |
4 |
| Exemples |
5 afindrafindra ny toerana anaovana io fihaonana io : indray mandeha atao any Atsimonivato;
[2.588#]
6 Toy ny voninkazo ampaniriana amin' ny tavy ny fahaizana tsy mandray faka amin' ny fahalalana ny sata sy fitenin-drazan' ny tena, ka mety harevaka sy ho azo afindrafindra etsy sy eroa, fa tsy hanjary hazobe hihinanam-boa na oviana na oviana. [2.285#] |
| Mis à jour le 2024/12/08 |
|