Entrée afira (fira)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina mamira, mikapa, mijinja: Ny antsy no afira ny vary rehefa mijinja [1.1]
Morphologie 
Présent : afira, afirako, afiranao, afirany, afirantsika, afiranay, afiranareo, afiran', afiran-, afiram-
Passé : nafira, nafirako, nafiranao, nafirany, nafirantsika, nafiranay, nafiranareo, nafiran', nafiran-, nafiram-
Futur : hafira, hafirako, hafiranao, hafirany, hafirantsika, hafiranay, hafiranareo, hafiran', hafiran-, hafiram-
Impératif : afirao

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/19