Entrée afongatra (fongatra)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Aseho, avoaka ho hitan' ny olona [Rajemisa 1985]
Traduction française   à sortir, à révéler: Nafongatry ny olona ny ratsy nataony (On a révélé le mal qu'il a fait) [Abinal 1888]
Morphologie  
afongatra
afongatro
afongatrao
afongany
afongatsika
afongatray
afongatrareo
afongatr'
afonga-
afongatry
nafongatra
nafongatro
nafongatrao
nafongany
nafongatsika
nafongatray
nafongatrareo
nafongatr'
nafonga-
nafongatry
hafongatra
hafongatro
hafongatrao
hafongany
hafongatsika
hafongatray
hafongatrareo
hafongatr'
hafonga-
hafongatry
afongaro

Mis à jour le 2013/12/08