| Entrée | 1 aforitra |
| Radical | 2 foritra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Alefitra, aketrona: Aforeto ny tanan' akanjonao rehefa hiasa [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be folded, to be turned down, to be wrapped. [1.2] 6 to be folded, to be bent [1.7] |
| Explications en français |
7 qu'on plie, qu'on replie [1.3, 1.8] 8 qu'on courbe [1.3] |
| Exemples |
9 Sady henjana izy io nefa azo aforitra ihany koa ka azo folahina tsara amin' izay itia-vantsika azy.
[2.445]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 14 aforitra, 15 firaotra, 16 firoatra, 17 ifatraro |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|