|
|
|
|

Entrée1  Afrikanina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Ny fitambaran' ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao:
4 Mizara foko maro be ny Afrikanina
5 Mikasika an' i Afrika, momba an' i Afrika na avy any Afrika:
6 Misy karazany anjatony maro ny teny afrikanina [1.1]
Explications en anglais  7 African, Africans [3.1]
Explications en français  8 Africain, africains, africaine, africaines [3.1]
Exemples  9  Any amin’ny firenena afrikanina tahaka an’i Senegaly, Mali, Repoblika Demokratikan’i Kongo, Liberia, ny firaisa-monin’ny olom-pirenena dia nandray ny andraikiny ary nikaon-doha momba ny harena an-kibon’ny tany [4.27]
Vocabulaire  10  Géographie: pays, peuples
Autres orthographes  11 afrikana, afrikana
Analogues  12  afrika, 13  afrika

Mis à jour le 2025/11/17