Entrée ahalasanana (lasana (lasa))
Partie du discours   verbe relatif
Définition malgache   Andehanana: Lazao ahy ny andro hahalasananao
¶ Ahafatesana: Roa taona izay no nahalasanan-dRakoto [Rajemisa 1985]
Morphologie  
ahalasanana
ahalasanako
ahalasananao
ahalasanany
ahalasanantsika
ahalasananay
ahalasananareo
ahalasanan'
ahalasanan-
ahalasanam-
ahalasana-
nahalasanana
nahalasanako
nahalasananao
nahalasanany
nahalasanantsika
nahalasananay
nahalasananareo
nahalasanan'
nahalasanan-
nahalasanam-
nahalasana-
hahalasanana
hahalasanako
hahalasananao
hahalasanany
hahalasanantsika
hahalasananay
hahalasananareo
hahalasanan'
hahalasanan-
hahalasanam-
hahalasana-

Mis à jour le 2012/10/04