| Entrée | 1 ahena |
| Radical | 2 hena |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Hakelezina: Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra ~ Nahenany ny karamako ka tsy faly aho
5 Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be lessened, to be diminished.
[1.2] 7 to be lessened, to be reduced [1.7] |
| Explications en français |
8 qu'on diminue, qu'on amoindrit, qu'on rétrécie
[1.8] 9 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13] |
| Exemples |
10 Ary, ianareo, olon' i Fandriana, firy ny olona tianareo ahena isa, ny aminareo?
[2.270#]
|
| Morphologie |
|
| Analogues | 15 ajetsy, 16 ajotso, 17 ampidinina |
| Anagrammes | ahena, 18 ehana, 19 hanea, 20 heana |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|