Entrée aheza (heza)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Entina maneza na manamboatra ny landy mba handaitra tsara ny loko atao aminy: Ranona vatofosa mena taho no matetika aheza ny landy anaovana lambamena [Rajemisa 1985]
Traduction française avec quoi on donne le mordant dans la teinture de la soie [Abinal 1888]
Morphologie 
aheza
ahezako
ahezanao
ahezany
ahezantsika
ahezanay
ahezanareo
ahezan'
ahezan-
ahezam-
naheza
nahezako
nahezanao
nahezany
nahezantsika
nahezanay
nahezanareo
nahezan'
nahezan-
nahezam-
haheza
hahezako
hahezanao
hahezany
hahezantsika
hahezanay
hahezanareo
hahezan'
hahezan-
hahezam-
ahezao

Mis à jour le 2020/08/27