Entrée ahiboka (hiboka)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Hidiana amin' ny toerana anankiray ka tsy avala hivoaka: Ahibohy ao am-pahitra ny omby
¶ Afantsika amin' ny asa iray: Nahibony tamin' ny fianarana ny zanany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
ahiboka
ahiboko
ahibokao
ahibony
ahibotsika
ahibokay
ahibokareo
ahibok'
ahibo-
nahiboka
nahiboko
nahibokao
nahibony
nahibotsika
nahibokay
nahibokareo
nahibok'
nahibo-
hahiboka
hahiboko
hahibokao
hahibony
hahibotsika
hahibokay
hahibokareo
hahibok'
hahibo-
ahibohy

Entrée ahiboka
Partie du discours nom
Définition française  [Tankarana] nom d'une espèce d'herbe qui apaise les maux de ventre ; feuille large et épaisse. [David 1952 (takila A)]
Vocabulaire 

2017/03/10