Entrée ahipalana
Partie du discours   nom
Définition malgache   ahitra mandadina tahaka ny fandrotrarana ary malemy fohifohy ravina, fanome ny omby afahy
¶ hoy ny mpikabary raha miala tsiny: tsy mba ny fody mpiantendro vero, izahay, fa ny tsikirity madinika mifanafosafo amin' ny ahipalana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   [palana?] A grass. [Richardson 1885]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2009/02/23