Entrée ahirina (hirina)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ilazana ny olona efa ho faty izay akimpy ny masony: Nahirin-janany Rakoto nony ho faty [1.1]
Exemples Mifandray tendro amin'ny poety maro eto i Dox raha milaza fa ny maso ahirina eto an-tany dia antenaina fa hihiratra any an-koatra; [2.313]
Morphologie 
Présent : ahirina, ahiriko, ahirinao, ahiriny, ahirintsika, ahirinay, ahirinareo, ahirin', ahirin-, ahirim-, ahiri-
Passé : nahirina, nahiriko, nahirinao, nahiriny, nahirintsika, nahirinay, nahirinareo, nahirin', nahirin-, nahirim-, nahiri-
Futur : hahirina, hahiriko, hahirinao, hahiriny, hahirintsika, hahirinay, hahirinareo, hahirin', hahirin-, hahirim-, hahiri-
Impératif : ahirino

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/19