Entrée ahisatra (hisatra)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Akisaka na akorisa miadana: Ahisatry ry zalahy ny raharaha, ka mimenomenona ny vahoaka [Rajemisa 1985]
Traduction française   à trainer lourdement [Abinal 1888]
Morphologie  
ahisatra
ahisatro
ahisatrao
ahisany
ahisatsika
ahisatray
ahisatrareo
ahisatr'
ahisa-
ahisatry
nahisatra
nahisatro
nahisatrao
nahisany
nahisatsika
nahisatray
nahisatrareo
nahisatr'
nahisa-
nahisatry
hahisatra
hahisatro
hahisatrao
hahisany
hahisatsika
hahisatray
hahisatrareo
hahisatr'
hahisa-
hahisatry
ahisaro

Mis à jour le 2013/12/09