Entrée ahitsaka (hitsaka)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Entina manitsaka, ampiasaina mba hanitsaka: Misy tsilo ny voditongony ka ny loharantsany no ahitsany rehefa mandeha [Rajemisa 1985]
Morphologie  
ahitsaka
ahitsako
ahitsakao
ahitsany
ahitsatsika
ahitsakay
ahitsakareo
ahitsak'
ahitsa-
nahitsaka
nahitsako
nahitsakao
nahitsany
nahitsatsika
nahitsakay
nahitsakareo
nahitsak'
nahitsa-
hahitsaka
hahitsako
hahitsakao
hahitsany
hahitsatsika
hahitsakay
hahitsakareo
hahitsak'
hahitsa-
ahitsaho

Mis à jour le 2010/05/14