|
|
|
|

Entrée1 ahitsiary
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 fiovana ara-tsaina na arapanahy ao anaty fa tsy tsapa ary tsy tsaroana nefa manova ny toetra amam-pihetsika eo amin'ny olona [1.13]
Explications en français  4 inconscient [1.13]
Vocabulaire  5 Philosophie

Mis à jour le 2025/09/12