Entrée ahoatra (hoatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ampandalovina ambony, an-koatra..., alefa mihoatra...: Ahoary ny tamboho io entana io [1.1]
Explications en français à faire passer dessus, au delà: Hahoatrako amin' ny tamboho ny fanalahidy ka tantazo (Je vais faire passer la clef par dessus le mur, recevez-là) [1.3]
Exemples ary rahefa nisotro, maka indray ahoatra ny loha ny, dia asafo ny lolia ny. [2.48]
Morphologie 
Présent : ahoatra, ahoatrako, ahoatranao, ahoatrany, ahoatrantsika, ahoatranay, ahoatranareo, ahoatr', ahoa-, ahoatry
Passé : nahoatra, nahoatrako, nahoatranao, nahoatrany, nahoatrantsika, nahoatranay, nahoatranareo, nahoatr', nahoa-, nahoatry
Futur : hahoatra, hahoatrako, hahoatranao, hahoatrany, hahoatrantsika, hahoatranay, hahoatranareo, hahoatr', hahoa-, hahoatry
Impératif : ahoary, ahoaro

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31