|
|
|
|

Entrée1  ahodidina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  hodidina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Atao manodidina, manapitra ny sisin-javatra iray ivelany rehetra: Nisy hady nahodidina ny tanàna taloha mba tsy hahafahan' ny fahavalo miditra ~ Ahodidino ny valahanao itỳ lamba itỳ
Exemples  9  [2.117#] Ny iray ahodidina ny vatan-tavoahangy.
10  [2.436#] Amin' ny sikim-balaka dia ahodidina ny valahana ny lamba ka ampifanindriana, sady indray aforitra kely ny sisiny amin' izany no asisika tsara tsy hivaha.

Anagrammes  11  ahodidina, hadidinao, hodidiana

Mis à jour le 2025/07/29