|
|
|
|

Entrée1  ahodinkodina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  hodinkodina
Exemples  4  [2.114#] Tsy azo ahodinkodina mihitsy ny fananana sy ny vola na an' ny Fanjakana na an' ny vondrom-bahoaka sosialista.
5  [2.245#] Dia ahodinkodina manisina (manara-tsisina) izay fiainana an-kapobeny eo ny resaka, sady miara-misotro eo izay zavatra naroson' ny tompontrano izy rehetra: mpamangy sy vangiana.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Mis à jour le 2025/09/10