Entrée | 1 ahohoka |
Radical | 2 hohoka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Afotitra ka ny vavany no atao ambany: Ahohofy ny siny rehefa tsy misy rano Enti-milaza olona semporina amin' ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Taloha nahohoka ny zaza teraka alakaosy Alentika ao anatin' ny fahoriana: Nahohony tamin' ny fisotroan-toaka ny fianakaviany [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be laid with the face or opening down [1.7] |
Explications en français |
6 à mettre l'ouverture en bas à plonger dans la misère, enfant qu'on étouffe (en le tenant le visage dans l'eau) [1.3] 7 qu'on renverse, qu'on tourne avec l'ouverture en bas; qu'on met avec la bouche en bas [1.8] |
Exemples |
8 hahohokao angaha ny fianakavianao no tsy mamboly vary hianao? (vous voulez donc plonger votre famille dans la misère en ne plantant pas de riz?)
[1.3]
9 Tsy misy manao soa hoatra ny vilany, fa raha lany ny ao anatiny, ahohoky ny olona. [2.558] |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot ahohoka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |