Entrée aidina (idina)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao, alefa midina, entina ho amin' ny toerana iva na ambany kokoa: Aidino kely ilay latabatra ao ambony rihana
Arotsaka (rano na voan-javatra): Aidino moramora ao an-tsinibe ny rano ~ Naidina tao an-davabary ny vary rehetra
Arendrika dia alatsaka ao anaty lasitra: Naidina fotsiny angamba itỳ antsy itỳ fa tsy mba notefena [1.1]
Explications en anglais Used of that which is poured out, as water, etc.; or of that which is taken down, as a thing taken down stairs, or a boy put lower down in a class, etc. [1.2]
 To be poured out [1.7]
Explications en français Qu’on verse, qu’on coule dans un moule [1.3, 1.8]
 Qu’on fait descendre, qu’on fond [1.3]
Exemples 
1Aidina avy eo ambony ny rano, dia samy manasa ny tanany [2.245]
2Naidina tao an-dava-bary ny vary rehetra (Tout le riz a été versé dans le trou) [1.3]
3Naidina sa notefena io hety io? (Est-ce que ces ciseaux ont été fondus ou forgés?) [1.3]
4Omby betsaka no naidina tany Toamasina (On a fait descendre beaucoup de bœufs à Tamatave) [1.3]
5Aidina amin' ny tapaky ny milina ny akotry ary avoakany fotsimbary tena madio any amin' ny tapany anankiray. [2.332]
Morphologie 
Présent : aidina, aidiko, aidinao, aidiny, aidintsika, aidinay, aidinareo, aidin', aidin-, aidim-, aidi-
Passé : naidina, naidiko, naidinao, naidiny, naidintsika, naidinay, naidinareo, naidin', naidin-, naidim-, naidi-
Futur : haidina, haidiko, haidinao, haidiny, haidintsika, haidinay, haidinareo, haidin', haidin-, haidim-, haidi-
Impératif : aidino
Synonymes voampidina
Mots composés 

Entrée aidina
Partie du discours nom
Explications en anglais [Root idina?] The Sakalava name for grease or fat. [1.2]

Mis à jour le 2023/08/26