Entrée ainao > -ay
Partie du discours forme morphologique de -nay
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée ainao > ay
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Eny, ampiasaina raha ohatra ka misy miteny zavatra amin'ny teny ka manaiky azy [1.78]
Explications en anglais  [Provincial] An expression of like or dislike, gladness, or astonishment. Nay, not [1.2]

Entrée ainao > ay
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka, Tanosy] aina [1.78]
Explications en français  [Taisaka] Vie, corps [1.82]
  [Vezo] Contraction ou dilatation, effort, force, forme, souffle, vie, vigueur [1.68]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée ainao > ay
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Bara] aiza [1.78]
Synonymes aia

Entrée ainao > Ay
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Ay [2.996]
 Ai [2.996]
Explications en français [2.996]
Exemples Dia niakatra ny olona ka nisafo an'i Ay. [2.996]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Citations bibliques 
Articles 

Entrée ainao > aina
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony
Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra
Hery sy fahatanjahana: Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona [1.1]
Explications en anglais Life [1.2, 1.7]
 Animal life, strength. [1.2]
 Breath [1.7]
Explications en français Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants)
Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé)
Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible)
Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort [1.3]
 Vie; souffle [1.8]
Exemples Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina. [2.470]
Morphologie 
Simple : aina, aiko, ainao, ainy, aintsika, ainay, ainareo, ain', ain-, aim-, ai-
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée ainao > a~ina
Partie du discours circonfixe [Mots avec a~ina]

Entrée ainao > AINA
Partie du discours nom (acronyme) [liste complète]
Explications en français Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa [4.43.fr.2017.06.24]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Acronymes

Anagrammes 

Entrée ainao > aim-
Partie du discours forme morphologique de aina
Exemples 
1Ny aim badinao aza efa nafoinao tao koa. [2.895]
2Ny fitepon' ny aim-bahoaka no mahalahelo ahy. [2.296]
3Iankinan'ny aim-pirenena ny Fanagasiana ny Fampianarana, ary ny aim-pirenena tsy azo anaovana an-kambo. [2.503]
Morphologie 
Simple : aina, aiko, ainao, ainy, aintsika, ainay, ainareo, ain', ain-, aim-, ai-

Entrée ainao > aim
Partie du discours verbe actif
Explications en anglais To aim: mikendry, mikasa [1.17]

Entrée ainao > aim
Partie du discours nom
Explications en anglais  fikendrena, izay kendrena [1.17]

Anagrammes