Entrée ajananaka (jananaka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Avala hivoaka tsy an-kiato (rano, ra), afantsitsitra: Najananakan' i Bozy ny ran' ilay akoho novonoiny ka nahasosotra [1.1]
Morphologie 
Présent : ajananaka, ajananako, ajananakao, ajananany, ajananatsika, ajananakay, ajananakareo, ajananak', ajanana-
Passé : najananaka, najananako, najananakao, najananany, najananatsika, najananakay, najananakareo, najananak', najanana-
Futur : hajananaka, hajananako, hajananakao, hajananany, hajananatsika, hajananakay, hajananakareo, hajananak', hajanana-
Impératif : ajananaho
Synonymes ajananaika

Mis à jour le 2023/01/05