|
|
|
|

Entrée1 akademia malagasy
Mots élémentaires  2akademia, 3malagasy
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5akademia naorina tamin' ny 23 zanvie 1902 mba handinika sy hamakafaka ny momba ny teny, tantara, toe-tany, biby sy zavamaniry eto madagasikara ary ny fomba amam-panaon' ny mponina, haisoratra, zavakanto hita eran' ny nosy. [1.1]
Exemples  6 Tsy maintsy hampitaina haingana ny fikarohana vitan'ny akademia malagasy sy ny ambaratonga ambony eto an-toerana na any ivelany mba hisy fiantraikany mivantana amin'ny lafim-piainan'ny vahoaka sy ny fampandrosoana an'i Madagasikara. [1.537]
Ouvrages littéraires  7 Collection de documents concernant Madagascar et les pays voisins

Mis à jour le 2025/09/12