|
|
|
|

Entrée1  akambana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  kambana
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Atambatra: Nakambana ny lakilasy roa fa tsy ampy ny mpampianatra
Ampiadina, apaka: Tsy nakamban' ny mpandrafitra tsara ny hazo fisaka amin' ny latabatra
Ampiraisina: Akamban' ny tombontsoa ireo olona ireo na dia tsy mifankatia firy aza
Explications en anglais  9  [1.7] to be joined together
Explications en français  10  [1.3#306, 1.8] qu'on joint, qu'on unit, qu'on ajuste
11  [1.3#306] Qu’on réunit, qu’on met ensemble, qu’on réconcilie.
Exemples  12  [1.3#306] Hakambako ny fihavananareo roa lahy (Je vous réconcilierai tous les deux)
13  [1.357#] koa amin' izany dia akambana ny hoe lineara sy lantsa, ka atao hoe lineara-lantsa.
14  [1.3#306] Nakambana ny tànan’ ilay mpangalatra (On a joint, uni par un même lien les mains de ce voleur)
15  [1.3#306] Nakambako ny entana roa, fa maivana loatra (J'ai réuni les deux paquets, parce qu’ ils sont trop légers)
16  [1.3#306] Hakambana ny mpianatra rehetra rahampitso mba hadinina (On réunira demain tous les élèves pour les examiner)
17  [1.3#306] Izay nakamban' Andriamanitra tsy azon’ olombelona sarahina (Les hommes ne peuvent séparer ceux que Dieu a unis)
18  [1.437#] Izao no fombany anankiray vokatry ny roa raha akambana : Taló sy odovy - aretina no vokany Tany sy trano - fiarenana id.
19  [1.3#306] Tsy nakambanao tsara ny hazo fisaka amin’ ny latabatra (Vous n’avez pas bien joint, ajusté les planches de la table)
20  [1.3#306] Nakambana tamin’ ny trano iray ny entana rehetra (Tous les paquets ont été réunis, mis ensemble dans une seule maison)
21  [4.27#] ny fihodinana faharoa dia akambana amin' ny an' ny solombavambahoaka ny 20 desambra.
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot akambana

Anagrammes  23  akambana, ambakana, anabakam, anambaka, manabaka, manabakà

Mis à jour le 2025/08/10