Entrée akarenjy (karenjy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Avela hikarenjy, hirao-bilonà amin' izay tiany: Nahoana no akarenjy etg amin' ny tanimboliko ny bibinareo? [1.1]
Explications en anglais To be let loose to play [1.7]
Explications en français Qu'on lâche pour gambarder [1.8]
Morphologie 
Présent : akarenjy, akarenjiko, akarenjinao, akarenjiny, akarenjintsika, akarenjinay, akarenjinareo, akarenjin', akarenjin-, akarenjim-
Passé : nakarenjy, nakarenjiko, nakarenjinao, nakarenjiny, nakarenjintsika, nakarenjinay, nakarenjinareo, nakarenjin', nakarenjin-, nakarenjim-
Futur : hakarenjy, hakarenjiko, hakarenjinao, hakarenjiny, hakarenjintsika, hakarenjinay, hakarenjinareo, hakarenjin', hakarenjin-, hakarenjim-
Impératif : akarenjeo

Mis à jour le 2023/01/19