| Entrée | 1 akatona |
| Radical | 2 katona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Arindrina: Akatony ny varavarana fa misy rivotra
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be closed, as a door
[1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on ferme, (comme une porte)
[1.8] |
| Exemples |
7 Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny.
[2.4#]
|
| Morphologie |
|
| Illustrations |
|
| Anagrammes | 12 akantao, akatona, 13 akotana, 14 antaoka, 15 atakona, 16 atokana, 17 atonaka, atonàka |
| Mis à jour le 2025/11/21 |
|