Entrée akatraka (katraka)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Entina mampisy feo mafy mikotrokotroka, midoboka na mirohondrohona: Nakatraky ny lakana nidona taminy ilay haram-bato [Rajemisa 1985]
Morphologie  
akatraka
akatrako
akatrakao
akatrany
akatratsika
akatrakay
akatrakareo
akatrak'
akatra-
nakatraka
nakatrako
nakatrakao
nakatrany
nakatratsika
nakatrakay
nakatrakareo
nakatrak'
nakatra-
hakatraka
hakatrako
hakatrakao
hakatrany
hakatratsika
hakatrakay
hakatrakareo
hakatrak'
hakatra-
akatraho

Mis à jour le 2010/05/14