| Entrée | 1 akepakepaka |
| Radical | 2 kepakepaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao mikepakepaka, na miala amin' ny toerany ka kely foana sisa mitana azy: Akepakepaky ny rivotra itỳ varavarankely niala tamin' ny savily itỳ Atao mikemokemo, mihetsiketsika milentika na mihemotra: Akepakepaky ny fitsakoany ny molotr' io antidahy banga io [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|