Entrée | akipaka (kipaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Alana, esorina: Zanaka tsy vanona io: reniny niteraka azy ka nakipany nony antitra Esorina ny akanjo, aboridana: Nakipaky ny jiolahy ilay mpandalo dia nilaozany tao Esorina hiala: Akipaho ny tsihy rehefa mandalotra mba tsy haloto Endahana indray miaraka: Nakipany iray ihany ny hoditr' ilay omby Ariana: Akipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano [1.1] | ||||||||
Explications en français | à détacher, à enlever, à écailler, à rejeter ; celui qu’on dépouille de ses vêtements: Zanaka tsy mankasitraka io ka nakipany ny reniny antitra (C’est un enfant ingrat qui a rejeté sa vieille mère) ~ Nakipany ny lambako (Il m’a dépouillé de mon lamba) [1.3] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot akipaka | ||||||||
Anagrammes | akipaka, kapaika |
Mis à jour le 2024/02/05 |