Entrée akitra (kitra)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Entina mampiady: Tsy nahita zavatra hakitra ny angely izy ka lasa [Rajemisa 1985]
Traduction française   avec quoi on agace, on excite: Inty ny ahitra hakitran' ialahy ny angely (Voici une herbe pour exciter le grillon à sortir) [Abinal 1888]
Morphologie  
akitra
akitrako
akitranao
akitrany
akitrantsika
akitranay
akitranareo
akitran'
nakitra
nakitrako
nakitranao
nakitrany
nakitrantsika
nakitranay
nakitranareo
nakitran'
hakitra
hakitrako
hakitranao
hakitrany
hakitrantsika
hakitranay
hakitranareo
hakitran'
akitrao

Mis à jour le 2013/12/09