|
|
|
|

Entrée1  akodingy
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  kodingy
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Azera, adaboka dia avela hikodiadia: Nakodinginy tany an-tevana ilay vato nanakan-dalana anay
Aongana: Nakodingin' ny Filoha ireo minisitra faly nameno paosy

Anagrammes  9  adingiko, akodingy

Mis à jour le 2025/07/29