Entrée | 1 akombona |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 kombona |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Tsy velarina: Akombony ny bokinareo Hidiana, tsy sokafana: Nakombony tsara ny vavany Fihinina, fiazana: Akombona ao anaty tanana ny vola |
Explications en anglais |
9 [1.7] to be closed, to be brought together, to be shut as the lips, a book, etc |
Explications en français |
10 [1.8] qu'on ferme comme les lèvres, un livre, etc; qu'on serre |
Exemples |
11 [2.4#] Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka. |
Anagrammes | 12 akombona, am-bokona, anombako, manoboka, naombako |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |