Entrée akorany (akora)
Partie du discours   nom akora et pronom
Définition malgache   fonon' ny atody, izay mitovy toetra amin' ny sokay, feno loadoaka madinika izay idiran' ny rivotra niainan' ilay zana-borona fony tao anaty atody; ny akora dia mivoatra avy amin' ny ranon-tsokay marihidrihitra mipoitra avy amin' ny faramparan' ny fantsona ivoahan' ny atody fa rehefa tafavoaka ka tratran' ny rivotra io ranon-tsokay io vao mihamafy tonga akora [Rajemisa 1985]
   zavatra tsy voahodina [SLP: Voambolana]
Traduction anglaise   a shell; a shell-fish. [Vocabulaire: Zoologie: invertébrés]
¶ an emptied cocoon. [Vocabulaire: Zoologie: invertébrés]
¶ a bamboo which is to be made into a musical instrument, the sound of which somewhat resembles that of a guitar; the strings are formed by separating strips from the body of the bamboo, leaving them attached at each end; these strings are tuned by moveable bridges. See valiha. [Vocabulaire: Musique: instruments]
¶ also a name for bullion [Richardson 1885]
Traduction française   la coque d'une chose [Abinal 1888]
Traduction française   brut [SLP: Voambolana]

Mis à jour le 2016/05/17