Entrée akorefa (korefa)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Arefarefa amin' ny tany: Aza akorefa amin' ny tany ny lambanao [1.1]
Morphologie 
Présent : akorefa, akorefako, akorefanao, akorefany, akorefantsika, akorefanay, akorefanareo, akorefan', akorefan-, akorefam-
Passé : nakorefa, nakorefako, nakorefanao, nakorefany, nakorefantsika, nakorefanay, nakorefanareo, nakorefan', nakorefan-, nakorefam-
Futur : hakorefa, hakorefako, hakorefanao, hakorefany, hakorefantsika, hakorefanay, hakorefanareo, hakorefan', hakorefan-, hakorefam-
Impératif : akorefao

Mis à jour le 2023/01/05