Entrée | 1 akoretika |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 koretika |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Atao mikoretika tsy milamina, mitsiporetika; akorontana, asafotofoto: Nakoretin' ny ankizy ny fitafiana tao am-bata ka nifangaro be ihany |
Anagrammes | 9 akaretoky, akoretika, iraketako, raiketako |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |