| Entrée | 1 akoriana |
| Radical | 2 koriana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ampandehanina misosa miadana, asosa tsy misy manakantsakana: Nakorianan' ny Mpandahatra eny an-dohasaha ny rano mba hamelona ny biby sy ny zavamaniry
5 Akorisa, akisaka: Akoriano hatreto io vato io raha voatosikareo [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 10 akoraina, 11 akoriana, 12 anakirao, 13 anakoray |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|