Entrée akotralahy
Partie du discours nom
Morphologie 
akotralahy
akotralahiko
akotralahinao
akotralahiny
akotralahintsika
akotralahinay
akotralahinareo
akotralahin'
akotralahin-
akotralahim-
Exemples Fihinan' akotralahy : ny mahamay tsy tsofina, ny mangatsiaka tsy hafanaina. [Rinara 1974]
Citations 

2015/10/02