Entrée alafy (lafy)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso sy voanjobory rehetra terỳ Behandrina [Rajemisa 1985]
Morphologie  
alafy
alafiko
alafinao
alafiny
alafintsika
alafinay
alafinareo
alafin'
alafin-
alafim-
nalafy
nalafiko
nalafinao
nalafiny
nalafintsika
nalafinay
nalafinareo
nalafin'
nalafin-
nalafim-
halafy
halafiko
halafinao
halafiny
halafintsika
halafinay
halafinareo
halafin'
halafin-
halafim-
alafaso

Entrée alafy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavamaniry mampanolatra fery haingana ny hodiny sy ny raviny (Alafia pauciflora) [Rajemisa 1985]
Nom scientifique   Alafia pauciflora
Vocabulaire  

Mis à jour le 2010/05/14