Entrée | 1 alaina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 ala |
Explications en malgache |
4 [1.1] Raisina, entina: Nalain-dRakoto ny lambanao Angatahina: Halainy ho vady hono ianao raha mety |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be fetched; to be taken, to be summoned, to be called, to be invited; to be chosen, to be preferred. |
Exemples |
6 [2.499] nalainy ilay sary.
7 [2.293] vola roa-polo asainy alainareo? 8 [2.48] ny olona kambana, alaina tsy miteny. 9 [2.48] Ka alaovy izay hahasoa azy. |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 14 12 mots contenant alaina |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot alaina |
Anagrammes | 16 alaina, 17 Aliana, 18 ialana |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |