|
|
|
|

Entrée1  alam-piery
Mots élémentaires  2  ala, 3  fiery
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady [1.1]
Vocabulaire  6  Jeu
Synonymes  7  fanalam-piery, fangalampiery

Mis à jour le 2025/09/12