Entrée alamo
Partie du discours nom
Définition malgache Tenan-javatra avy amin' ny alominioma sy potasioma manan-tsiron-tsira handatrandatra ary ampiasaina mba hampiraikitra tsara ny loko atao sora-javatra sy handiovana ny rano mikobana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise alum [Richardson 1885]
Traduction française alun [Abinal 1888]
Origine Anglais: alum.

Mis à jour le 2020/07/31