Entrée alanana
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka, Taimoro] (alañana) fasika [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] voan-javatra anaovana sikidy [Rakotosaona 1972]
   Anarana karazan-tsikidy misy andalana efatra, izay mitondra laharana efatra tsirairay avy indray
¶ Fasika fanaovana karazan-tsikidy iray izay atao indrindra hoe sikidy alanana [Rajemisa 1985]
   [ alañana ] ilazana ny fasika na jia mando [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   a word applied to the sand or fine gravel used in working the sikidy. [Richardson 1885]
Définition française   Nom de Sikidy arrangé sur quatre lignes et quatre rangs; nom des graines employées pour tirer le Sikidy [Abinal 1888]
   [Tankarana] sable. (fàsina, jìa). § fàsika. [David 1952 (takila A)]
Définition française   [ alañana ] sables humides [SLP: Voambolana]
Citations  

Mis à jour le 2017/03/10