Entrée alan-konko (ala, honko)
Partie du discours expression
Définition malgache honko no anaran'ilay hazo maniry any amoron-dranomasina andrefana sy atsimo andrefan'i Madagasikara [SLP 1986]
Définition française mangrove [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes mangrôvy
Illustrations 

2009/12/09