Entrée Alatsara (ala, tsara)
Partie du discours   nom propre (toponyme) [liste]
Exemples  
1Tamin'ny voalohany dia lasan'Andrianonibe I i Alatsara. [Randriamamonjy: Tantara, page 323]
2Nanafika tany Midongy andrefana sy tany Alatsara avaratr'Ambohimahasoa izy. [Randriamamonjy: Tantara, page 318]
3Nanafika nianatsimo koa izy ka nahazo an'i Vohitsafy, izay novany anarana hoe Alatsara. [Randriamamonjy: Tantara, page 320]
4Kanjo taty aoriana dia resin' Andriambelonandro indray izy ka lasan'i Vohibato ihany Alatsara, mbamin'i Avomalaza, Ambohitravo andrefana, Angavo, Fihaika ary Alasora ary efa niomana haka an'Anosa koa indray. [Randriamamonjy: Tantara, page 323]

Mis à jour le 2015/08/16