Entrée alefona (lefona)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Ilazana ny zavatra entina manatrobaka, entina mandefona: Itỳ vy maranidoha itỳ alefona ny lambo [Rajemisa 1985]
Morphologie  
alefona
alefoko
alefonao
alefony
alefontsika
alefonay
alefonareo
alefon'
alefon-
alefom-
alefo-
nalefona
nalefoko
nalefonao
nalefony
nalefontsika
nalefonay
nalefonareo
nalefon'
nalefon-
nalefom-
nalefo-
halefona
halefoko
halefonao
halefony
halefontsika
halefonay
halefonareo
halefon'
halefon-
halefom-
halefo-
alefony

Mis à jour le 2010/05/14