Entrée aleloia
Partie du discours   nom
Définition malgache   Teny hebrio voatana mandraka ankehitriny amin' ny fombam-pivavahana kristianina ka ny heviny dia hoe: Derao i Iaveh [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2015/09/07